Ny Tambazotram- bavaka Hollywood & ny Trano Fivavahana Grace dia te hampitao anao hivavaka ho an' ny horonantsary The Chosen!

Midirà ho isan' ny ekipa mpivavaka ho an' ny The Chosen, raha tianao ny haharay ny rohy momba ny fivoriam- bavaka isan'kerinandro, sy ny vaovao avy amin' ny mpamokatra sy ireo namantsika mpilalao ny sary mihetsika, ary ireo mpiasa rehetra ao amin' ny The Chosen, ary koa, araho izahay ao amin' ireto sosialy media izay hita etsy ambany ireto.